4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamo blues - DOC HOLIDAY

Tezitra ny ankizy e !

Mamo aho mantsy alina !

Nandondona, nitabataba

Lainganao tsy niharona



Tsy izany mantsy aky e !

Nandray vola ry zalahy !

Tsy tafody raha tsy sasak’alina

Tsisy fika nialana pà a !



Tonga indray inty ny maraina

Manantena ny famindram-ponao

Mba omeo kely vazimboana

Fa ny lohako efa tady hipoaka

Jereo aho marina mafy e !

Raha mbola misy fitiavana ihany !

Mbola dizina mivembena

Tena marina tsy vazivazy



Tsy izany ihany koa aky e !

F’efa hita ny ditranaha !

Raha tsy mijanona ny ditra chérie e !

DIA TSY HIJANONA IHANY KOA NY PI E ! !

Partager mamo blues

Commenter mamo blues

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe DOC HOLIDAY