4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Enga anie - Tineh

Na iza ianao,

Na aiza ianao,

Mbola tsaroako

Lasa lavitra any

Nifindra monina

Any am-pita any



Enga anie mba tsisy hiova

Lay fitiavanao

Ilay endrikao

Ilay tokinao

Izay nambabo ahy

Mba tsy hiova



     Na iza ianao,

     Na aiza ianao,

     Dia mbola tsaroako

     Isika nifamihina farany

     Teo amin’ny tratranao aho



Nampiova ny fiainako mantsy

Ny fandalovanao

Ka na iza ianao

na aiza ianao

Dia mbola tsaroako foana



     Enga anie mba tsisy hiova

     Lay fitiavanao

     Ilay endrikao

     Ilay tokinao

     Izay nambabo ahy

     Mba tsy hiova



Enga anie ho’a

Enga anie

Ilay endrikao

Ilay tokinao

Izay nambabo ahy

Partager enga anie

Commenter enga anie

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tineh