4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tojo anao - EASY

              TOJO ANAO

Tsy nanantena fiainana izao

Namirapiratra tsotra tokoa

Ny fahitako anao nanandaja ahy

Nanisy mamy ngindy ny fo



Nanova ny endrika ny teo aloha

Nanome endrika hafa tokoa

Ny fahitako anao ho anilako

Nitondra hery vao fifalim-po



   Refrain : Tojo anao aho

             Fiainako

             Tojo anao aho

             Ravo tokoa

             Tojo anao

             Anilanao

             Mandrakizay

    



    Misaotra anao nankafy niaraka taminay



   Tonony sy feo :EASY

  

Partager tojo anao

Commenter tojo anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe EASY