4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitia kilalao - Eigines

Fitiavako anao
Tsy misy fetra
Ny hoe tsy hifandao
No nanjary tarigetra
Ny foko nitempo ho anao
Tsy norarahinao
Ny foko tia anao
Nataonao kilalao
Ref:
Fa maninona aho
No ampijalinao
Toy izao
Ny fitiavako anao
Tsy kilalao
Ny eritreritro rehetra
Efa tany aminao
Nefe nataonao
Kilalao aho

Tsy maninona raha izay no sitrakao
Na hitomany aho na hitalaho
Tsy maintsy ahita
Ny anjara masoandroko aho
Na dia tsy ho eo anilako
Aza ianao

Ref: (2)

Partager fitia kilalao

Commenter fitia kilalao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Eigines