4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Faly aho fa zanany - Groupe R.T.I

FALY AHO FA ZANANY
1- N’inon’inona hiseho,
Faly aho fa Zanany
N’inon’inona hitranga,
Faly aho fa Zanany
Na fijaliana,na fahoriana
Faly aho fa Zanany
Tena faly aho,
Faly aho fa Zanany

Fa ny Zanany sy ny Asan’ny Tanany
Dia adidiny ihany
Izany no mahafaly ahy
Faly aho fa Zanany
Tena faly mihintsy hoy aho Izaho
Satria;ny ho avin’ity Zanany
Efa eo am-pelan-tanany
2- Na maro aza ireo izay tsy tia
Faly aho fa Zanany
Na maro ireo izay hankahala
Faly aho fa Zanany
Izao no fantatroe!
Izaho ilay iray nofidiny t@ maro
Tena faly aho,
Faly aho fa Zanany

Partager faly aho fa zanany

Commenter faly aho fa zanany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe R.T.I