4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Faly aho nahita anao - Manitra ANDRIAHARIFARA

Faly aho nahita anao

R’ilay masoandroko

Satria efa ela mihitsy izay

No nitadiavako anao



Faly aho nahita anao

Fa tojo anjely soa

Ka isaorako ny Ray tia ahy

Zay nanome ahy izany



Ref. Ka faly, tena faly

        Fa ampy hoa ahy ianao

        Ka ravo, ravoravo

        Ny foko mandrakizay



Olana maro be

nisedra ahy tena re!

Tsy nety kivy aho satria

Nikatsaka ny mahasoa



Ankizivavy marobe

Eran’ny tontolo eny

Tsy nisy ny toa anao

Ka faly aho nahita anao





Ref. Ka faly, tena faly

        Fa ampy hoa ahy ianao

        Ka ravo, ravoravo

        Ny foko mandrakizay

Partager faly aho nahita anao

Commenter faly aho nahita anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Manitra ANDRIAHARIFARA