4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rehefa lehibe aho dia - Fareza

Rehefa lehibe aho dia

Hitoetra anilanao an!

Fa rehefa maty aho dia

Tsy ho hitanao intony an!

Ny fahasambarana mantsy e!

Tsy mijanona eto an-tany an!

Fa mandalondalo fotsiny izy e!

Sy miserana ihany an!



Isan’andininy

Fa na dia indray mitsiky monja

Menty mampiova zavatra maro

Fa nba dia indray-miteny monja

Mety mampiova zavatra maro.



Raha marary be aho dia

Itondray flavoquine an!

Fa rehefa maty aho dia

Dia tsy mila n’inon’inona

Ny fahasambarana mantsy e!

Tsy mijanona eto an-tany an!

Fa mandalondalo fotsiny izy e!

Sy miserana ihany an!

Partager rehefa lehibe aho dia

Commenter rehefa lehibe aho dia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Fareza