4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tompo tsara (feon'anjomara vaovao - FAV) Ecar Manjakaray

mankalaza anao aho Andriamanitra

mpanjakan'ny eto an-tany sy any an-danitra

ny misy rehetra arin-tananao

ny voary manontolo no manaiky anao



ka deraiko sy lalaiko fa tsy takatry ny saiko raha ny halebiazanao



Fa Tompo tsara ianao, mpamindra fo

Fitiavana Ianao

Sady foto-tsoa



voninahitra ho anao ry Tompo be fitia

nanome 'ty zanakao mba hidina tety

nanolotra ny ainy hisolo voina ahy

ho tonga zanakao ka ravo ny fanahy



ka ambarako ho ren-tany, ho toriko sesilany raha ny fahasoavanao



Fa Tompo tsara ianao, mpamindra fo

Fitiavana Ianao

Sady foto-tsoa

Partager tompo tsara (feon'anjomara vaovao

Commenter tompo tsara (feon'anjomara vaovao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FAV) Ecar Manjakaray