4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Noely - Francia

fahiny, dray andro izay
nisy feon'anjely maro be
nihira hoe, nilaza hoe
tonga ny messie mifalia.

tsy tany na lapa soa
na toera-manan-danja koa
no naterahan'ilay tompo be fitia
fa tao an-tranon'omby no terak'i kristy.


noely (*2) mihoby anao ny anjely
ety an-tany mankalaza anoa ra noely
noely(*2) mihoby anao ny anjely
anio lay andro fanavotana ry noely

tonga ny krismasy , ry malagasy
zao tontolo izao miara-paly aminao(*2)

Partager noely

Commenter noely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Francia