4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Anjarantsika roa - Francis Turbo

Antenaiko tsy ho very fa hitohy

Sy ho avy ny anjarantsika roa

Ny masoandro no milaza

Fa mbola hisy sy ho avy ny anjarantsika roa



Ela moa no tsy nahita anao e

Ka manantena sady miandry aky

Ela no te-ho eo anilanao e

Satria mbola ho avy ny anjarantsika roa



Ny ampitso no efa iny manambara

Fa tsy ho nofy ny anjarantsika roa

Mba tsinjovy irony andro fa voafidy

Tsy tantara ny anjarantsika roa  

Partager anjarantsika roa

Commenter anjarantsika roa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Francis Turbo