4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gasikarako - Railovy

Toerana,mamiko indrindra,

Tananan’Ikaky taloha,

Ankany, izay tsy mba hafindra,

Fonenan’i Neny fahiny.



Gasikarako, Gasikarako

Aminao no tiako hiafarako.

Tsinjovy, izay lavitra anao

Fa hody aminao indray andro any.



Gasikarako, Gasikarako

Aminao no tiako hiafarako.

Ankany izay tsy mba hafindra,

Fonenana mamiko indrindra.



Gasikarako !

Partager gasikarako

Commenter gasikarako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Railovy

Suite