4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandehana ianao - GASY'PLOIT

Rah fitiavana no ilaina
Atramzay nomeko anao nefa indrisy an an
Zaho nanantena ho mandrakizay
Nefa toa tantara sisa an an
Efa nampoiziko iny tany am-piandohana
Fa ianao tsy havita izany aaa
Ka ankehitriny ianao nilaza ny oe an-daho
Satria nahita ny ho any

Efa zatra natositosikao
Zanak'olona efa zatra nijaly
Nitsahanao dia potipotikao
Ilay fiainako iny lasa tomany

REF:Ka mandehana ianao
Zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana nentsika
Atramizay toa kilalao
Mandehana ianao
Zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana nentsika
Atramizay toa kilalao
Ka mandehana ianao
Zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana nentsika
Atramizay toa kilalao
Mandehana ianao
Zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana nentsika
Atramizay toa kilalao
Zaho tsy hitana anao

Efa hitako ilay soloko
Alaelo no mameno ny fo
nefa tsy hataoko am-piasa saina izany
Tsy ataoko hamakina loha
Mbola ho avy ny anjarako any
Zaho manantena foana eh!
Ka izy no hamafa ireo tomany
Raha ho avy ny fotoana eh!

Efa zatra natositosikao
Zanak'olona efa zatra nijaly
Nitsahanao dia potipotikao
Ilay fiainako iny lasa tomany

REF:Ka mandehana ianao
Zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana nentsika
Atramizay toa kilalao ...........................

Efa rano raraka iny
Tsy azo raofina
Fa very am-tany
Ouh Ouh
Dia veloma,mapamangy
Mirary soa,any aminy any

Efa zatra natositosikao
Zanak'olona efa zatra nijaly
Nitsahano dia potipotikao
Ilay fiainako iny lasa tomany

Ref:Ka mandehana ianao
Zaho tsy hitana anaop
Raha fitiavana nentsika
Atramizay toa kilalao
Mandehana ianao
Zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana nentsika
Atramizay toa kilalao
Ka mandehana ianao
ZAho tsy hitana anao
Raha fitiavana nentsika
Atramizay toa kilalao
Mandehana ianao
Zaho tsy hitana anao
Raha fitiavana nentsika
Atramizay toa kilalao

ZAHO TSY HITANA ANAO

Partager mandehana ianao

Commenter mandehana ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GASY'PLOIT