4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ela tsy nihaona - GGR

REF:

Ela tsy nihaona ,ireto mpianakavy

Ela tsy nihaona , ireto mpianakavy nifandao

Ka sariaka ery, manana  anjara avy

Ka sariaka ery, manana anjara avy ny lalao.

Falifaly tava, lavi-tsorisory

Falifaly tava , lavi-tsorisory ny fony

Faly lalandava, tsisy mampaory (2)

intsony



Na ny ahihahy

Na ny tebitebintsaina foana

Ka na sasatra aza

Nofy ny maraina

Nofy ny maraina tsy tsaroana

Ka mandihy hatrany

NOho ny hafaliana tafahaona

Satry toy izany

Dia ny hitafiana, dia ny hitafiana haravoana



REF...














Partager ela tsy nihaona

Commenter ela tsy nihaona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe GGR