4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Indrisy - Groum's

Raha mba hainao mantsy izay

Faniriako hatrizay

Dia ianao ho ahy MANDRAKIZAY



Ireo ditra rehetra ifonako

Miangavy aminao raha azo atao

Raiso aho no anao RAHATRIZAY



ref:Raha sitrakao dia lazao dieny zao

      Hoe tia ahy tokoa ve ianao

      Fa ndrao lasa ianao ka ho irery eo aho

      Dia ho very



INDRISY anefa fa toa tsy ho ahy

Zay fitiavanao izay

Tomany aho fa toa lasa ianao

Partager indrisy

Commenter indrisy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groum's