4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafahafa - Poopy

Misy ihany fitiavana,anatiny ao fa hafa endrika
fa ny ho azy aloha vao ny sisa rehetra manarakaraka
tiany ihany raha vitako izay tiany hatao
dia mba sambatsambatra
raha tsy manelingelina ny an-tsainy ao
mahatsiaro lafatra

raha ny tiany ny faniriany de izy mpanjakako
tsy mba diso tsy meloka izy
f'izao no adala raha to fo
o ouh o o
raha ny tiany ny faniriany de izaho mpanompony
manaiky mora foana ny didy lalana
mampilamindamina
ny fiainany!

Partager hafahafa

Commenter hafahafa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite