4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hafatra - Poopy

Etsy hafarako kely ianao

Rah hikopak’elatra ho any

Etsy hafarako kely ianao

Mba jereo ilay tananako any

Etsy hafarako kely ianao

Raha hifindra lasy any ho any

Etsy hafarako kely ianao

Mba jereo hoe ireo havako any



Mba manao ahoana i dada sy neny

Ireo nahitako masoandro

Ny zanany aty dia manirery

Ka mahatsiaro sy manina

Na atoandro na alina

Ireo zandry malala tsy mba mahafoy

Manina anareo ireo tokana

Satriny foana mbola hihira ho anareo

Saingy tsy afaka manoatra

Fa tapi-dàlana aleha



Raha azona atao mba lalovy kely

Ilay toerana filalaovanay fony kely

Sao mbola mitoetra ny vetso-kafaliana

Mba ho eto aty mba ho ataoko ho

Fahatsiarovana







http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html

Partager hafatra

Commenter hafatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite