4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mpinamana ii - Henintsoamalala

Efa fantatro, fa tsy hahamenatra anao

Ny hitory fitiavana amiko

Isika izay efa mpinamana hatrizay

Tianao mba hifankatia indray

Tianao mba hitambatra ho iray



Ref : Fa tsaratsara amiko sy ianao

        Mijanona ho mpinamana

        Ho mpianadahy ho doria

        Fa tsy ho mpifankatia

        Hifampitondra toy ny mpiray tampo (bis)



Tsy hoe sanatria fankahalako anao nefa

No nandraisako izao hevitro izao

Tsy tsara amiko na aminao tokoa tokoa

Ny hiova filamatra hoatrizao

Tsy tsara raha ho iray izaho sy ianao



Ref : fa tsaratsara sns...

        Ouh! Hifampitondra toy ny mpiray tampo

Partager mpinamana ii

Commenter mpinamana ii

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Henintsoamalala