4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako - Hent's

Oay
Ianao ve mahatoky
F'izay manao ny marina , hahita ny fanjakan'ny lanitra
Mandrakizay, @ fiainana
Oo, ka raha te ho sakaizan'ny tompo ianao
Dia ity, ankatoavy ny teniny sy ny sitrapony atao
Dia hitokiany ianao
Hahazo ny fanjakany
Izay no tanjoko
Dia hanompo anao hatrany hatrany anie aho
Tiako izay mikaroka ahy
Tiako izay tia ahy
Manaiky hitoetra eo anilako
Hanao izay sitrapoko
Tiako izay mikaroka ahy
Tiako izay tia ahy
Dia ho hitanao tokoa
Dia ho hitanao tokoa
Ny hasambarako

Ka, raha te ho sakaizan'ny tompo ianao
Dia ity, ankatoavy ny teniny sy ny sitrapony atao
Dia hitokiany ianao
Hahazo ny fanjakany
Izay no tanjoko
Dia hanompo anao hatrany hatrany anie aho
Tiako izay mikaroka ahy
Tiako izay tia ahy
Manaiky hitoetra eo anilako
Hanao izay sitrapoko
Tiako izay mikaroka ahy
Tiako izay tia ahy
Dia ho hitanao tokoa
Dia ho hitanao tokoa
Ny hasambarako

Partager tiako

Commenter tiako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hent's