4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hay indry hono tsy tany - Herimahefasoa

Taiza indry omaly

Sy nandeha taiza tamin’ny roa

Tamin’ny firy no avy aiza

No tsy nandalo ilay fotoana

Hay indry hono tsy tany

Niteniteny foana ny ho any...



Rehefa tia mola

Fandraisan-dry an’izany

Hatramin’ny omaly

Tazonin-dry izany

Ka mandraky ny androany

Hay koa dia foana ny fitia.



Nefa anie izy teo foana

Niandry anao teo

Nefa anie izy niandry foana

Tsy nahaloa-peo

Fa nanantena anao

Kanjo nody maina

Tamin’ny dimy.



Tsy nahatoky ve ianao

Sa nanao fanahy iniana

Satria raha fantatrao

F’izany hody izany

Nesoriny

Nefa indry hono tsy tany

Niteniteny foana ny ho any...



Nefa anie izy teo foana

...

Partager hay indry hono tsy tany

Commenter hay indry hono tsy tany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Herimahefasoa