4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hay indry tsy tany - Herimahefasoa

T’aiza ndry omaly sy nandeha taiza t@ roa

T@ firy no avy aiza no tsy nandalo ’lay fotoana

Hay ’ndry hono tsy tany

Niteniteny foana ny ho any



Nefa anie izy teo foana

Niandry anao teo

Nefa anie izy niandry foana

Tsy nahaloa peo

Fa nanantena anao

Kanjo nody maina t@ dimy



Tsy nahatoky ve ianao sa nanao fanahy iniana

Satria raha fantatrao f’ izany hody izany nesoriny(tao an dohany)

Nefa ’ndry hono tsy tany

Niteniteny foana ny ho any



Nefa anie izy teo foana....

Partager hay indry tsy tany

Commenter hay indry tsy tany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Herimahefasoa