4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Telo sy efatra - Herimahefasoa

Zaza enina fito valo sivy folo, toa be loatra

Raha tsy misy indray na iray na roa, toa vitsy loatra



Telo sy efatra ihany, izay no antonony

Fa vitsy ny ambanin’izany

Telo sy efatra ihany, fara faha amboniny

Fa be ny mihoatra an’izay



Ny antsika koa dia toy izay

No mba nofinofiko

Ny antsika koa torak’izay

Fa tsy folo, na hoe roa



Zaza raha maro an-trano dia toy ny harena

Zaza raha vitsy an-trano dia tsy manelingelina



Telo sy efatra ihany.....

Partager telo sy efatra

Commenter telo sy efatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Herimahefasoa