4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Maty ho vonjy - Hiakam-pamonjena

Ry tanora mba tsarovy ilay Jesoa

Maty ho Vonjy nohon’ny helokao

Maty ho Vonjy nohon’ny helokao





Ry sakaiza mba miambena ianao

Sao ny devoly handavo anao

Sao ny devoly handavo anao



Ref: Fa ny famonjeny misy fetra ihany

        Fa ny famonjeny misy fetra ihany

        Sao tara ianao mibebaha miovà

        Dia horaisiny



Ry sakaiza mba tsarovy ilay Jesoa

Maty ho Vonjy nohon’ny helokao

Maty ho Vonjy nohon’ny helokao



Refrain

Partager maty ho vonjy

Commenter maty ho vonjy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Hiakam-pamonjena