4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Rock and roll - HIRAH

  



Taona maro izay e!

nitiavanao izany hoe:

zany \"rock’n roll\"

taona tsara androany e!

tsy toy izay lasa omaly e!ah!ah!ah!rock and roll



oay ho avy izahay

fa maminay , ny mihaino azy mba manala azy

oay ho avy izahay

fa satrinay , ny mandihy azy mba manala azy



rock and roll

tinay hatrany e! e!

rock and roll

tsy mety lany e!e!

rock and roll

hatrany hatrany e! e!

rock and roll



            HIRAH( atolotra ho an’ ireo mpankafy ny rock feeling t@ 10juillet 2005)                    

Partager rock and roll

Commenter rock and roll

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HIRAH