4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tontolo iainana - HIRAH

Setroka sy afo mandoro no hany sisa iainanao

’Reo ala rehetra simba avokoa toa mahagaga

Ringana sy may ihany koa ny tontolo iainanao e

Toa karakaina maina avokoa moa ve fantatrao



Asio fisainana kely ny atao

Hahatsara ny tontolo iainanao

Fa ny fisainana tery ialao

Simba indray ny ho avinao

Io tontolo io anie natao

Anio ary ho mandrakizay

Hiadanantsika indray(2fois)

Partager tontolo iainana

Commenter tontolo iainana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe HIRAH