4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Gadra - INIA

Faly be aho fa mbola nisy nahita
Va dia sokafaka aza nirina ihany
Tsitako intsony izay ambara @zany
Tena fahasoavana be
Tena vita ny @ko tsy ho avotra intsony
Ataovy izay mahasoa ny fiainanao
Tsy afaka intsony fa tonga dia vita
fa tratra izay aho hiaina am-pigadrana

ref : Gadra aho
tena gadra aho
hiaran’ny aiko vao ho afaka any aho
very aho
tena very aho
tena latsaka any an-kady
nefa tompon’ny alina
gadra aho
tena gadra aho
hiaran'ny aiko vao ho afaka any aho
very aho
tena very aho
Ny teny any amony sisa no iankinana

Tsy nampoiziko mihintsy
No nidirako tany
Fa ny endrikendrika tsy misy otr’zany
Refa tena ambany ianao tsy misy dikany
Fa voahitsaka @ tapony ambony

Ref : …

Dia nihonona aho
Fa tsy ho anjatako
Ny hanoy irery ny nofintsika roa
Hiezaka aho ny hanadino
Mba tsu hatsiaro irery
Nefa mino aho
Fa mbola hitady ianao
Hanoy ny fiainana kasahinao
Fa ny lalana nitaisantsika
Dia ho tapitea hatreo

Partager gadra

Commenter gadra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe INIA