4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jehovah no mpiandry ahy - FEO DIMY

Jehovah no mpiandry ahy

Ka tsy hana-java-mahory aho

Dia tsy hanan-java-mahory aho

Fa Jehovah no mpiandry ahy



Mpiandry tena tsara, ka tia mikarakara

Tsy mamela irery, raha sendra misy very



Mpiandry mahatoky, sady tena zoky

Afaka miaro, raha tojo fahavalo



Mpiandry mahavonjy, miambina ny ondry

Tsy hivoaka vala, raha misy manadala



Haleloia derao

Haleloia hobio

Haleloia hirao

Lay mpiandry tsara

Partager jehovah no mpiandry ahy

Commenter jehovah no mpiandry ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe FEO DIMY