4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jerijery - SILY

Nandeh aiza reo namagna talôh
Lasan-davitry tsisy nitodi-dôha
nandeh aiza 'reo havagna jiaby
tieo nifankatia, nifanambitamby
Nifanositôsy niaraka nidôla
angamba variagna nitady vôla
Fa avaïzo, samia tonga saigna
ny an-tanàgna be ny hikarakaraigna â

Réf: Ny aty, jerijery
Aza avela raika
Avia am'"JERIJERY"
tongava maika
Raisigny an-tagnandroè
anaré tsy very
Malalaka ny sehatra fa tsy tery
Anaré tsy very, fa ny aty tsy tery

iz'kô mômba an'i Vavatenina
maro no mety ambara ka tsy hafenina
ao ny olakola-dalàgna sady kanto
in-242
mangèreka volamena, jirôfo, café
sy ireo karazan-draha marobe
lamara sy mofo ravigny mafana
ka tongava mba hiara-kikoragna ô ou ô


Parole:Tida RAPHAEL
Music: BEZARA Ernest
Interprète: Sily

Partager jerijery

Commenter jerijery

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe SILY