4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jeso no heriko (hope - Tanora Mre)

Tompo o! ianao no heriko

inao irery ihany no Tompoiko

omeko anao androany

ity foko feno tomany



Tompo o! ianao no heriko

inao irery ihany no Andriamanitro

omeko anao androany

Saina fo sy fanahy

Omeko anao tsy mba misy ahiahy



Ankalazaiko androany

Fa ianao Tompo o ianao

no nanome ahy fo vaovao

Ts’isy tahotra anatiko ao

satria Tompo ianao

Fa ianao Tompo o ianao

no nanome ahy fo vaovao

Tsisy tahotra anatiko ao

satria Tompo ianao



Nampidirin’i Anja

Partager jeso no heriko (hope

Commenter jeso no heriko (hope

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tanora Mre)