4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Jesoa no ianteherako - Feon' ny Fahazavana Toamasina

Ianao no ianteherako

ianao no vatolampiko

Jesoa zoky fahamarinana ô ô

  

Ny fiainako ny asako ny vavako

dia tsinontsinona

raha tsy eo ianao manentana ahy

hiezaka aho ho tonga mpianatrao tokoa

misaotra indrindra, misaotra Jesoa



Raha sendra adim-piainana

raha tojo fahoriana

dia ianao mba hifikirako



Réf...

Partager jesoa no ianteherako

Commenter jesoa no ianteherako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Feon' ny Fahazavana Toamasina