4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ifonako - JEANNOT

Aza fohazina intsony aleo hivalona any ho tantara

Tantaram-piainako samirery izaho efa ninia tsy niteny

Ianao tsy mety fa misikotra foana mila aretina toa tsy amin’ny ahoana

Zaho efa nangina f’ianao no tsy azo valiana



Fiv.

Ifonako tokoa ireo lasa taloha

Tsy tonga lafatra anie ny havanao f’aza manao toa izany moa

Tsy hamerina intsony tsy hanao intsony

Hoento anie aho hanaraka anao f’izay no mba tiako



Toetra efa mahazatra mifankatia indraindray mifandrangitra

Dia samy manao nefa tsisy mahazaka

mifanome fo mifandratra

Nefa avy eo tsy mahatanty

mifanatona mifanambitamby

Mandainga sarotra fa ny tiana no mahasaropiaro

Partager ifonako

Commenter ifonako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe JEANNOT