4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy anjara - JEANNOT

Zay rehetra natao

Na tamiko na taminao

Hivalon-ko tantara

Tsy mba maty ao am-po

Fa ny ranomasonao

Tsy hampody ny efa lasa

Tsy hiverina intsony, tsy mety intsony

Aleo mihitsy hafoy



Ref (x 2): Mafy taminao ny hoe hisaraka amiko

Efa fantatrao ny nahatonga izao

Ny fiainako rehetra tsisy miafina aminao

Hadinoy ny fitiavako



Zay hasolonao ahy

Tiavina ary hajao

Ny antsika anjara efa voarara

Mbola niniana natao



Fa ianao kosa, tsy hadinoko, hotsaroako

Any andro iray, mbola hisy foana

Hahatsiarovanao mangina ahy



Mafy taminao..

Partager tsy anjara

Commenter tsy anjara

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe JEANNOT