4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ho nofy - Jim-praise

tsy ho nofy

lavitra anao rehefa manirery
matahotra aho satria tsy te ho very
f'ianao ilay Ray tsy nafoy anay hatrizay

eny ireo ditra natao izay mba fanao
tsy noraisinao fa fiainam-bavao
hiderako anao sy iantsoako ka hanompo aho

fantatro izay rehetra mahafa-po
fa hafa ianao ry Ray
angamba tsy ho nofy iany izany
fantatro izay rehetra mahafa-po
fa hafa ianao ry Ray
antenaiko fa tsy ho ahy irery ianao

ianao ilay Ray, tsy nahafoy anay
hijery hatrany ny dianay
ianao irery iany no fanantenana ka hanampy hatrany

fantatray fa ianao tsy nisalasala
hitarika anay hahazo fahalalana
ianao irery ihany no afaka hanampy sy hitondra hatrany

Partager tsy ho nofy

Commenter tsy ho nofy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jim-praise