4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Silaka fanahy - Joyk et nampoina

Dia lay hiteny hoe tiako ianao
Tsy vao izao no nilazako azy
Ataoko akilo ho tsapanao
Dia lay hiteny hoe tiako ianao
Toa mahazatra nefa ho ahy tena silaka fanahy

Raha hoe fitia na tambitamby
No tadiavinao dia mbola omeko anao
Rah tsy ampy ilay hoe mandrakizay
Dia ny ao ampoko indray
No hilaza ilahay

refrain:Dia lay hiteny hoe tiajo ianao
tsy vao izao no nilazako azy
ataoko akilo ho tsapanao
dia lay hiteny hoe tiako ianao
toa mahazatra nefa ho ahy tena silaka fanahy

Fa ny atrizay tsy ho very maina
Ireo izay nambarako ianao no fototraina
Raha tsy ampy izay
Dia mbola ampiko indray
Hoe naleko tsy aro raha ianao tsy ho ahy

refrain:

fa raha mbola tianao ho eto indray aho
any aorina any
raha mbola mihaina aho
averiko

Partager silaka fanahy

Commenter silaka fanahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Joyk et nampoina