4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kasoka taipiraka - Sora-po

KASOKA TAIPIRAKA



Sendra fitia mafilotra

tonga dia ambovonana

sangy be filirony

avy dia lanonana



hantahanta marobe

matsiro toa tai-piraka

safosafo sy oroka e!

io ilay kasoka



Fitia tsy nampoizina

tonga dia ambovonana

sangy tsy azo laizina

avy dia lanonana



hantahanta maro be

tsy adi-saritaka

safosafo sy oroka e!

kasoka tai-piraka



Sora-po

Partager kasoka taipiraka

Commenter kasoka taipiraka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Sora-po