4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kati - PRINCIO

EFA KOZIKO FOANA I KATI

HOE AZA MANKATY!!!

SSSSSHHHH!!!



Efa fantatrao fa tsy tena fitia

Ny hitiavako anao ry Kati

Fitia tsy haharitra sanatria

Ary tsy ho doria

Ka nefa ianao ity tamana ery

Sady toa mankafy

Ka na tsy ho tenenina hoe avia

Dia tonga mankaty



Tantara miserana ihany akia

Ilay indray alina iry

Satria t@ iny aho dôzin'ny pi

Ka nanadala an-dry

Ka dia ny mbola mafana ny vy

Dia ho teneniko an-dry

Aleo ry Kati dia misara-dia

Fa tsy afaka Hifankatia



Tsy afaka hivadika ho raiki-pitia

Tsy afaka hanao magie

Tsy afaka hiatsara vela-tsihy

Ka hifankatia amin-dry



ref: Ry Kati!!!

Hifankatia amin-dry ry Kati

Hifankatia amin-dry ry Kati

Hifankatia amin-dry ry Kati

Tsy afaka hanao an'izany e aho!

Tsy afaka hanao an'izany e aho!



Tantara miserana ihany akia

Ilay indray alina iry

Satria t@ iny aho dôzin'ny pi

Ka tafakôty an-dry

Sakafo natolotra teo am-bilia

Ka tonga dia nohaniko aky

Indraindray mba henjehan'i Ramaria

Ka mba te hanary dia



Tsy asiako resaka lava izy ity

Fa ataoko direct aky

Aleo ry Kati dia misara-dia

Fa tsy afaka hifankatia

Tsy afaka hivadika ho raiki-pitia

.....................

Tsy ahafka hisary gaigy amin-dry

Na hosesefana ody fitia

................

Tsy afaka hiatsara vela-tsihy

Ka hifankatia amin-dry



ref: Ry Kati!!!

Hifankatia amin-dry ry Kati

Hifankatia amin-dry ry Kati

Hifankatia amin-dry ry Kati

Tsy afaka hanao an'izany e aho!

Tsy afaka hanao an'izany e aho!





ôôôôôôô!!!

an! an! an! an!

ô!ô!ô! an! an an!

an!an! an! ô!ô!ô!

Efa hoe an! an! an!



Kati ô! Aza mankaty

Sao afa-baraka aty

Isika ity tena sanatria

Raha hoe hifankatia



Ô! Kati ô aza mankaty

Fa sao dia voaroaka aty

F'isika hoa tena sanatria

Raha mba hifadika ho raiki-pitia



(Kati! Kati!  'ty Voadaka aty!!() Tsy afaka hiatsara vela-tsihy

(Kati! Kati! Ity Voadaroka aty!!) Na hosesefana ody fitia

(Kati! Kati! ity voakaka aty!!) Tsy afaka hivadika ho raiki-pitia

(Kati! Kati! ity Voafelaka aty!!) Tena mbô kozy mba marina aky

Partager kati

Commenter kati

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe PRINCIO

Suite