4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raha midona - Kolibera

Raha midona ny orana Ankaratra

Miheninkenina ny ambany lanitra

Fa mitsingerina ny taom-pambolena

Ka misomebika ireo vahoaka sesehena



Ref. :

       Misondrotsondrotra tsy mety ho rahona

        irony Ankaratra

        Lembalemba tsy mety ho vary

        Ambohimbary tazana tsy mba fohy



Raha midona ny Alakarabo

Zanak'iza no tsy ho miaramila

Mba hanitsaka an'i Mahamasina

Izay tany fanaovana matso

Partager raha midona

Commenter raha midona

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kolibera