4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ralala sy rabe - Kolibera

Ralala sy Rabe



Raha ny fiainana no lazaina

Ka ambara sy tantaraina ramatoa ô

Dia lazaiko tsotra fa !

  mampifezaka ka ilaina saina tony ô

Fa betsaka no mivaha

    tsy mahatanty ny onjam-piainana Ralala

Dia mangalangalatra

   ary farany lasa adala



Ref. :

    Ianareo mpanambola ireny

    Mba tsimbino sy mba jereo ireo tsy an'asa

    Fa betsaka izy ireny

    Maro anaka maro adidy ka tsy lasa

    Ny ankizy tsy manan-tsiny

    Mitofezaky ny anohanana



Fa ny fiainana anie ka mafy

Tsy mba vitan'ny moramora ndrematoa ô

Ilaina fihezahana

indrindra amin'izao fotoana ka miezaha re

Fadio re ny saina ratsy

tsy mahazatra ny tsy fisiana ianao Rabe

de manendanendaka ary farany any am-ponja

Partager ralala sy rabe

Commenter ralala sy rabe

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kolibera