4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tantely - Kolibera

Injay misy bitsika mangina

antsoantso avy any lavitra

feo mitaraina mahasondriana

malefaka sy mahafinaritra

toa feon'ilay tiako ho aho izany

avy any antsefatsefan-drahona

mitondra fitia tsy lany, tantely fa tsy vahona (2)



Ref.

Mamy dia mamy izany tantelim-pitiavana

koa angatahiko Anao ilay Andriamanitra mahery

fa sitraka sy telina ...

izany fahasoavana tsy lany toky soa tsy miery



Fa lasa ho aiza ianao ry tiana

sao mba nofy izany

ny foko anie ka tena liana

fitia tsy mety lany

manjavona ihany ny fijery

kanefa anie ny farany

Fitiavana tsy asiana antery fa misy ny tantarany (2)

Partager tantely

Commenter tantely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kolibera