4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lalao - Poopy

E ny any aminay e! E ny any aminay

Tsy mila tezitra ao e

Fa faly milalao e

Ny tsiky no làlana

Ny tsinjaka tsy tana



Tsy misy miadiady ao

Fa tonga dia voasazy e

Ny tsiky no làlana ao

Ny tsinjaka tsy mihato e



Hilalao, hilalao,

Tsy misy afa-tsy izay

Satry foana hitoetra ao e

Faly ianao, faly ianao

Izay no tadiavinay

Amin’izay tàmana ianao



Hilalao no hiantsoana anao

Ka ndao avia hilalao e



Ka ho hira sy mozika

Sy lalao ny fiainantsika.



Source: http://www.multimania.com/schmilblik/fitia.html

Partager lalao

Commenter lalao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Poopy

Suite