Nanopy ny masoko teny an-tendrombohitra aho.
Avy aiza moa ny famonjena ahy
Ny famonjena ahy dia avy amin’i Jehovah, Tompon’ny maro.
Tsy avy amin’ ny fahendreko, tsy avy amin’ny fahalalàko
Tsy avy amin’ny herin’ny saiko, tsy avy aminy.
Hohirahiraiko (3) fa lehibe Jesoa
Ka hohirahiraiko (3) fahalehibeazany
LES ADELINE