4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tamin 'iny lalana iny - LES TYPHONS

1-Hono ho’aho

tamin’ iny làlana iny teny an-tanan’olon-kafa ianao no tazako

saika hiantso aho ,hanonona ny anaranao ny vavako

nefa tampoka ,ny molotro hisokatra noferako

ka nijanona aho, navadika impito aloha ny lelako

(in -2)



2- fa raha iny aho no avy dia nanantona eo anilanao

nanao ahoana moa no tokotokony ho fihetsikao

fa raha iny moa no natsofoko @ tananao ny tanako

satria ianao efa nanaiky ny hiara-dalana amiko

(in 2)





malalako taloha no ilazako anao

ho namako indray ianao manomboka izao anio izao

malalako taloha no ilazàko anao

ho namako indray ianao manomboka izao anio izao



hono ho’aho

t@ iny làlana iny .....

Partager tamin 'iny lalana iny

Commenter tamin 'iny lalana iny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe LES TYPHONS