4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miangavy - LESN'POUSY

Iangaviako Ianao
mba handray ny tanako
fa sarotra ny lalana
izay alehako

Iangaviako ianao
mba hanolo-tanana
fa sarotra, tsy ho zakako
ny hosolafakan , ny hosolafaka

Ianao Jesoa no tokana itokiako
any afaka mahavonjy ahy
nirenireny teny aho, tsy nahita izay ho aleha
soa fa teo Ianao namonjy ahy

LESN'POUSY

Partager miangavy

Commenter miangavy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe LESN'POUSY