4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Taranja hafa - LOIC

7. Taranja hafa
Voalohanteniko, fantatro fa tena ratsy ny alkaola,
Nefa tsy foiko dia sotroiko,volako no miala.
Rehefa dozy aho dia falifaly, tsarafanahy,mahay mapiomehy.
Migokagoka foana aho.
Oay! Oay…
Fantatro ihany koa , mamono ahy ny fifohana sigara.
Tena manimba ny memoara, mampihanahana.
Nefa mahagaga, mbola tamana aho,
fa ilay sigara sarotra ialàna.
Mifokafoka foana aho.
Oay! Oay…
Refrain:
Toaka,toaka mitera-doza,
c’est pas bon pour la santé
Du lait, du lait, indray sotroina ,
amin’izay ianao dongadonga e !
Sora,sora mandany vola,
c’est pas bien pour les bébés.
Silgôma amin’izay mba tsakoina
amin’izay ianao manimanitra e !.
Tsy mahafehy tena aho, ry mpamokatra toaka
Zavatra hafa indray atao.
Toy ny miompy omby vavy be ronono,izany mba atao.
Teneno ihany koa ilay mpamokatra sigara,hiova taranja hamokatra tam-bavy.
Zany izao no itako mahasoasoa ny mpianakavy. Eny o !

Ny hafatr’I loïc, safidintsika io,
na sigara na ny toaka.
Fa dia tohizo foana ihany, tsinjovy ny hopitaly sy ny vola izay hivoaka.
Marina fa samy mamely azy daholo,
na ny mafy ady na ny mpanam-bola be.
Raha samy handany vola ve, goûter an-jaza atao be dia be… Eny o !
Toaka,toaka mitera-doza,
c’est pas bon pour la santé
Du lait, du lait, indray sotroina ,
amin’izay ianao dongadonga e !
Sora,sora mandany vola,
c’est pas bien pour les bébés.
Silgôma amin’izay mba tsakoina
amin’izay ianao manimanitra e !.
Toaka,toaka mitera-doza,
c’est pas bon pour la santé
Du lait, du lait, indray sotroina ,
amin’izay ianao dongadonga e !
Sora,sora mandany vola,
c’est pas bien pour les bébés.
Silgôma amin’izay mba tsakoina
amin’izay ianao manimanitra e !.
interlude
Toaka,toaka mitera-doza,
c’est pas bon pour la santé
Du lait, du lait, indray sotroina ,
amin’izay ianao dongadonga e !
Sora,sora mandany vola,
c’est pas bien pour les bébés.
Silgôma amin’izay mba tsakoina
amin’izay ianao manimanitra e !.

Partager taranja hafa

Commenter taranja hafa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe LOIC