4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mahatsiaro aho - Anyah

Mahatsiaro anao; mitomany anao ny fo

Fa tsy eo ianao ilay mameno ny fianako

ny tokinao no mijanona ao an-tsaiko

sarotra ho ahy anefa zao ny hanaja  ireo.

Fa mila anao; majombona aho isan’andro

Mitovy tsy miova satria aho mila anao

ny hafatrao milaza oe tsy hifandao

no hery mampahery, na dia mafy



Miverena ianao eny zao

Fa malahelo loatra aho

Efa zatra anao aho

Tsy hoe tantiko  foana hoe tsy eo ianao

Fa ianao io koa ve tsy efa malahelo ahy

Fa ianao moa koa ve tsy mba mitomany isan’andro



Ireo namako miezaka hampitony ahy

Fa toy ny rahona mandalo

Dia miasa ireo ahiahy

Malala o rahoviana indray vao ho hitako

Izao tsy mba mahafoy anao

Tsy mba manadino

Partager mahatsiaro aho

Commenter mahatsiaro aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Anyah

Suite