4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Malahelo - M`boutah

Malahelo anao,malahelo ny fitia

Mmalahelo foana isika niara-dia

Toa tsy ampy antsika akory ireo natao tety

Dia lasa ianao `za mbola nakafy

Malahelo anao malahelo foanafoana

Lasalasa saina rahoviana vao mba hiaona

Ny hanadino anao dia ho zava-poana

Na lasa ny andro nivadika ny taona

  

REF:Any andro iray,ho avy ilay

       Fanantenana vaovao ho ahy sy ho anao e

       Ka ny fitia,natao tety,vavolombelon`ilay fitia ho  doria


Partager malahelo

Commenter malahelo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe M`boutah