4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ataovy sérieux - Majeur 7

Le roky magneky ahy

Hosoratako amin-droky ny trano ee

Le roky tsa mandahy ahy

Hofaritako ho an-droky ny tagny ee

Le roky magneky ahy

Ny tanan-droky hofenoako volamena aa

le roky tsa mandahy ahy

Tsika roa, hiaraky ho agny an-tsena aa [2x]

Igny resako igny e



Ataovy sérieux

Ataovy sérieux moa akia iny ee [4x]



Le rainy tahak'ahy

Ny magneky any tsa mba mora ee

Fa ra be ny tovolahy

Mamitaky e, mandainga amin-janakolona aa

Le rainy tahak'ahy

Tsa mba mora e ny saky sangy

Fa ra be ny tovolahy

Malarora re, koa manao kivandivandy

Igny resakao igny e



Ataovy sérieux

Ataovy sérieux moa roa igny ee [4x]



Vidiako z'y tianao e

Omeko z' ilainao e

Lazao 'zay tadiavinao e



Hiakatra soa anao e

Alaiko vady ianao e

Ividianako akanjo vao e

(Ataovy sérieux leka ty zala reo fa...)



Le rainy tahak'ahy

Ny fitia tsy atao foagna e

Fa ra be ny tovolahy

Ny vandy manao vola k'asa koa anie e

Le rainy tahak'ahy

Tsa tao soa ny ......

Fa ra be ny tovolahy

Efa manambady dia 'zay gny samy lasa

Igny resakao ingy e



Ataovy sérieux

Ataovy sérieux moa leka igny e

......

Partager ataovy sérieux

Commenter ataovy sérieux

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Majeur 7