4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy haiko - Manafi

         Tsy haiko ny hangina ry Jesoa Tompo o!

         fa he ity fahoriana nekenao hoentina

         ho famonjena ahy

Raha mbola velona aho izao no voadiko

  hifikitra aminao aho ry andriamanitro

hidera anao aho

hidera anao jesoa

tsy hisy hasaraka ahy

amin’lay tananao

ity aho ry Jesoa

  ny fiainako sisa homeko ho irakao

                Tsy haiko ny tsy hilaza ry Jesoa Tompo o!

                  ny efitra dia rava fa nopotehinao

                 mba tsy hahavery ahy

Partager tsy haiko

Commenter tsy haiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Manafi