4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiana - MBOLA EVAH

Indray andro izay aho

Nahita ny toerana falehantsika

Dia nalahelo anao



Tsy hitako ny atao fa lavitra ahy ianao nalaiko sary antsaina ny tsikitsikinao



Velon-tsento foana aho

Fa malahelo anao

Toa oriory foana e

Fa tsy hita izay atao



Ny elanelan-tany tsy hanadinoako anao

Tsy ho ela aho dia ho avy any

Ho eo ankaikinao



Tsy afaka ato antsaiko ilay tokin'ialahy hoe

Mahandrasa sombinaiko

F'aza soloinao aho



Ekeko antsitrapo o

Raha vonona tokoa e

Andrasako eny ihany ianao raha misy ny azo atao

Partager tiana

Commenter tiana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MBOLA EVAH