4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mbola tsy hay - M`boutah

Iny masoandro iny lasa nody handao anay

Nandeha tsy tana nefa izaho tamana an-tanana

Raha lasa any ianao

Dia isika hifandao

  Ny taratra nanjary haizina anatiko ao

  Ny faniriako anefa isika mbola hilalao

  Raha lasa any ianao

  Dia sika hifandao

  F`izay vita teo

  Tsy avelantsika ho eo



Ref:Ny haizina ho lasa hazavana indray

      Ny hatsika ho lasa hafanana iray

      Ny fitiavantsika handrakizay

      Mbola tsy hay

    Any andro any vola any taona

    Isika roa dia mbola hiahona foana foana

    Haverintsika ireo fanao taloha teo aloha



La!la!la!

Ia!Ie!

Teo aloha  Raha lasa any ianao                                                                TOKY&RIVO

Partager mbola tsy hay

Commenter mbola tsy hay

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe M`boutah