4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izao rehetra izao - MIFI

raha mandinika ny asanao zahay Ray ô

dia feno hafaliana tokoa

Ireo zava-boahary marobe

zay noharianao mba ho anay

dia manambara ny fahatsaranao



ouh! ouh! eny tsara Ianao Ray ô

eny tsara tokoa ny asanao





heniky ny voninahitrao

izao rehetra izao

ny habakabaka manambara

ny asan'ny tananao

ny andro samy miteny

amin'ny andro mifandimby

ary ny alina samy manolo-pahalalana

amin'ny alina





lehibe tokoa izany asanao

tsara sady tena mahasoa

ireo loharano an-dohasaha

izay tena mahate hizaha

dia samy ilainay avokoa

Partager izao rehetra izao

Commenter izao rehetra izao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MIFI